Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao aminโny Kaominina Sandrandahy, Distrikanโi Fandriana, Faritra Amoronโi Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihanโ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ary notrononโ ireo Olomboafidy sy Manampahefana sivily sy miaramila isan-tsokajiny ao aminโny Faritra Amoronโi Mania ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy.
#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajintaona.
#DLMNT_MSANP
Sary sy angom-baovao: SCM/DirCom-MSANP