๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐: ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐-๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐-๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Nahomby ny paik’ady nentin’ny Fitondram-panjakana niadiana ny valanaretina covid-19. Mbola anaty hamehana ara-pahasalamana hatrany isika, fa kosa noho ny fihenan’ny salan’isan’ireo olona mitondra ny tsimokaretina dia nakatona ny CTC-19 Soamandrakizay sy CTC-19 Ankorondrano araka ny fepetra vaovao.
Tsiahivina fa miisa fito (7) ireo CTC-19 natsangana teto amin’y Faritra Analamanga ary telo sisa (03) no mbola misokatra ankehitriny dia ny CTC-19 Mahamasina, CTC-19 Voara Andohatapenaka, ary ny CTC-19 Mandriamena Andoharanofotsy.
Raha ho an’ny CTC-19 Soamandrakizay manokana dia marary miisa 10 sisa no tafajanona tao an-toerana izay ho tsinjaraina any amin’ireo CTC sy hopitaly hafa misahana ny covid-19.
————
La stratรฉgie adoptรฉe par le Gouvernement malagasy dans le cadre de la riposte contre lโรฉpidรฉmie de covid-19 a portรฉ ses fruits . Nous sommes toujours dans un รฉtat d’urgence sanitaire, mais en raison de la diminution du nombre de personnes infectรฉes, le CTC-19 Soamandrakizay et le CTC-19 Ankorondrano ont pu fermer leurs portes.
Rappelons que sept CTC-19 ont รฉtรฉ installรฉs dans la rรฉgion d’Analamanga durant la recrudescence de l’รฉpidรฉmie et seules trois d’entre eux sont toujours fonctionnels ร savoir le CTC-19 Mahamasina, CTC-19 Voara Andohatapenaka, et le CTC-19 Mandriamena Andoharanofotsy.
En ce qui concerne le CTC-19 Soamandrakizay en particulier, les 10 patients qui leur restaient ont รฉtรฉ รฉvacuรฉs de suite aux autres CTC-19 et hรดpitaux traitant la covid-19.
๐๐๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฏ๐ข๐-๐๐
๐๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐๐ซ๐-๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฏ๐ข๐-๐๐
(C): ๐๐๐/๐๐ข๐ซ๐๐จ๐ฆ-๐๐๐๐๐