Antoka iray ahafahana misoroka sy mandresy ny valanaretina ihany koa ny fahaizana manabe ny vahoaka hanana fomba fiainana ara-pahasalamana. Mitana anjara toerana lehibe amin’izay fanabeazana ny vahoaka izay ny mpanao gazety sy ny mpampita vaovao amin’ny alalan’ny tambazotran-tsosialy ankehitriny.
Nisy ary io maraina io ny fihaonana teo amin’ny Tompon’andraikitry ny Foiben’ny Serasera eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (DirCom) sy ny Mpanao gazety nametrahana lamina mikasika indrindra ny fiaraha-miasa ho amin’ny serasera ho fanatsarร na ny Fahasalamam-bahoaka.
Tafatsangana taorian’ny fihaonana ny vondrona mpanao gazety izay hiara-hiasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny lafiny serasera ho fanabeazana ny vahoaka izay.
๐๐ฅ๐๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ค๐ ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐๐จ,
๐๐๐๐๐ ๐๐จ ๐๐ง๐ข๐ฅ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒ.
Sary sy fanadihadiana: DIRCOM/SCM-MSANP