Ny rafi-piantohana ยซย ๐๐จ๐ฎ๐๐ก๐๐ซย ยป dia fandraisana an-tanana maimaimpoana ny fanafody sy kojakoja momban’ny fahasalamana ho an’ny vehivavy Bevohoka, ny Reny tera-bao hatreo amin’ny iray volana sy tapany, ary ny zaza latsaky ny dimy taona ao amin’ireo faritra izay iasan’ny ๐๐๐ญ๐ข๐ค๐๐ฌ๐ ๐
๐๐
๐ ireto: Matsiatra Ambony, Amoron’iMania, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava.
Ho avy manaraka ny an’ny Faritra Analamanga sy Alaotra Mangoro.
Isan’andro no isitrahanao ny Rafi-piantohana ยซย ๐๐จ๐ฎ๐๐ก๐๐ซย ยป, koa manatona ary ny Tobim-pahasalamana.
๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ซ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐๐ ๐ง๐ ยซย ๐๐๐ย ยป ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ญ๐ข๐ค๐๐ฌ๐ ๐
๐๐
๐ ๐ง๐ ๐
๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ข๐๐จ๐ญ๐จ๐ง๐
๐๐๐ซ๐ฒ: ๐๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐
๐๐
๐.
๐
๐๐ง๐๐ณ๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ง๐ฒ: ๐๐๐๐/๐๐๐๐๐ (https://www.facebook.com/DSSB-Direction-des-Soins-de-Sant%C3%A9-de-Base-107890567229502)