Ankoatra ny fandidiana « hernie » faobe sy ny fitsidihana ny CHU Androva ary ny fihaonana tamin’ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana tao an-tapon’ny tananan’i Boeny, dia nisy ihany koa ny fihaonan’ireo Minisitra 02 mpikambana ao anaty governemanta tamin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny tao amin’ny Faritra Boeny mikasika pôlitika ankapoben’ny Fanjakana ho amin’ny fampandrosoana mipaka mivantana amin’ny vahoaka.
Noresahana tamin’izany ny hanatsaràna ny fandriam-pahalemana sy ny sehatry ny Fahasalamam-bahoaka.
Sary sy Fanadihadiana: DirCom/SCM-MSANP