Manoloana ny fiatrehana ny ady amin’ny famongorana ny COVID-19 dia nisy ny valandresaka mahasika izany niarahana tamin’ ny talen’ny DVSSER androany 29 oktobra 2020. izay niresahany sy nitondrany fanazavana momba ny mason-tsivana izay atao amin’ny fanaovana fitiliana sy ireo toerana fanaovana izany.
Novelabelariny tao anatin’izany ihany koa ny fepetra rehetra raisina mahasika ireo olona tonga amin’ny « vol de rapatriement ».
Tsara ny manamarika fa mbola misy hatrany ny fanaovana fitiliana na dia efa nahitana fihenana ary ny tranga vaovao.
Sary sy Fanadihadiana : DirCom/SCM-MSANP