Mandray anjara mavitrika ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Mpiasan’ny Fahasalamana maherin’ny 50 izay ahitana Dokotera, Paramedy ary « Nutritioniste » no nidina any an-toerana.
Manasa anao am-panajana hanaraka ny fanazavan’ Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, mialohan’ny niaingany namonjy ny Faritra Anosy io maraina io.