Nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba offisialy ny atrik’asa mahakasika ny CSU dia nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’Andriamatoa Sekretera Jeneraly ny Ministera ny Fahasalamam-bahoaka Pr SOLOFOMALALA Gaëtan Duval.