Fivoaran'ny antontanisa amin'ny Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana notontosain'ny "Centre de Dépistage" Villa Voara Andohatapenaka ny 01 jolay ka hatramin'ny 27 Jolay 2020: Olona miisa 12 868 no nozahana, 9 115 ireo nahitana soritraretina, 252 ireo misy soritraretina manana fahasarotana, 8 177 ireo nanaovana "prélèvements". Mandray marary 24 ora amin'ny 24 ora , ary 7 andro amin'ny 7 andro ity "Centre" izay ny mpiasan'ny Fahasalamana avy ato amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka no miandraikitra azy.Malagasy mifampitsinjo, mandresy ny Coronavirua
Publiée par Direction de la Promotion de la Santé sur Mardi 28 juillet 2020