DRSP ITASY: Hentitra ny fanarahamaso ny fahasalaman’ireo olona mivoaka sy miditra ny Faritra Itasy.
Mankahery hatrany ireo mpiasan’ny Fahasalamana rehetra manerana an’i Madagasikara izay tsy mandry andro tsy mandry alina amin’ ny fitsaboana sy fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina coronavirus eto Madagasikara izao.