Mandeha ary azo ampiasaina tsara ny laharana maintso 910

Nitsidika sy nijery ifotony ny fomba fiasa teny anivon’ity sampandraharaha ity ny Minisitry ny Fahasalam-bahoaka sy ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta ny 12 Martsa 2020.

Nanentana moa ny tomponandraikitra eo anivon’ity sampandrahara ity ny mba hiantsoana ny 910 raha misy fanontaniana sy ahiahy mba tsy andairan’ny tsaho.